• Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Sosialy.Olona mpandainga sy mpamadika palitao Atosiky ny fitiavam-bola, hoy ny psikôlôgy

Fomba fanao ratsy maro no mihamahazo vahana eto amintsika tato ho ato. Ankoatra ny famadihana palitao hataon’ireo mpanao politika mba hiarovany ny tombontsoany manokana dia mirongatra ihany koa ny famafazana lainga sy ny fampirafesana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Sosialy.Miparitaka eny an-tsena ny manga Tokony hohanina madio foana

Manomboka miparitaka eny an-tsena tsikelikely ny vokatra manga efa ho tapa-bolana mahery izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Sosialy.Zava-pisotro misy etona Manomboka mahazo vahana eto amintsika

Mihamahazo vahana tsikelikely eto amintsika amin’izao ny zava-pisotro misy etona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Sosialy.Mpivarotra eo amin’ny Esplanade Analakely Nankasitraka ny vahaolana sy fandaminan’ny CUA

Miroso tsikelikely amin’ny fandaminana ny mpivarotra amoron-dalana ny kaominina Antananarivo renivohitra (CUA), mba hanatsarana endrika ny renivohitra ho soa iombonan’ny Malagasy, araka ny teny filamatry ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Sosialy.Sampana mpamonjy voina Tsaralalana Ho afaka hiditra amin’ny toerana saro-dalana amin’izay

Ho afaka hiasa any amin’ireo toerana saro-dalana amin’izay manomboka izao ny mpamonjy voina eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Sosialy.Fampandrosoana an’Antananarivo Nanome 8 miliara ariary mahery ny AFD

Omaly alakamisy 27 septambra no natao tetsy amin’ny minisiteran’ny fitantanam-bola sy ny tetibola tetsy Antaninarenina ny fifanaovan-tsonia ho fiaraha-miasa amin’ny Masoivoho Frantsay ho amin’ny fampandrosoana (AFD).

Hamaky ny tohiny
FTT