Sosialy

Baolina kitra eran-tany Niakatra laharana 6 ny Barean’i Madagasikara


  • Sabotsy 27 Oktobra 2018

Nivoaka tamin’ny alakamisy 25 oktobra teo ny filaharan’ireo ekipa eran-tany famoakan’ny FIFA isam-bolana.

Nosongonan’i Belgique i France  tompondaka eran-tany farany. Nahazo toerana 6 be izao noho ny tamin’ny volana  septambra teo ny Barean’i Madagasikara ka lasa niakatra amin’ny laharana faha-100 maneran-tany izy ankehitriny. Fantatra ihany koa omaly zoma fa hanatevin-daharana ny Barea ho any amin’ny Can Cameroun 2019 ilay vodilaharana afovoan’ny ekipan’i Lyon Frantsa, Jérémy Morel (34 taona)

Top 10 mondial

1.     Belgique  2. France  3. Brésil  4. Croatie  5. Angleterre  6. Uruguay 

7. Potugal  8. Suisse  9. Espagne 10. Danemark

Top 10 africain

1.Tunisie(22e)   2. Sénégal(25e)   3. Nigeria(44e)   4. RDC(46e)   5. Maroc(47e) 6. Cameroun(51e)   7. Ghana(52e)   8. BurkinFaso(57e)   9. Egypte(58e)  10. Côted’Ivoire(64e) 

 

Ntsoavina Evariste



 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT