- Zoma 05 Oktobra 2018
Sosialy.Fokontany Avaratanana Ambatolampy Ambohidroa Nesorin’ny CUA sy SAMVA niaraka ny fako nisavovona
Mitohy ny asa fanadiovana sy fanesorana ny fako eto amin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyMitohy ny asa fanadiovana sy fanesorana ny fako eto amin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyJean Jacques Rabako Ralambonirina, talen’ny fampianarana sy ny fikarohana ao amin’ny FIMPIMA (Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy) sady mpampianatra amin’ny anjerimanontolo, efa niasa tamina banky saingy efa nisotro ronono no vahinin’ny Fandaharana “Teknisianina” tao amin’ny onjam-peon’ny Top Radio 102.8 fm ny alarobia teo.
Hamaky ny tohinyNampahafantarina tetsy Ambohidahy omaly fa mbola hohavaozina indray ireo taratasy fahazoan-dalana hamily fiara sy fanamarinana ny fisian’ny fiara biometrika (permis de conduire biométrique et carte grise) izay efa nilaharana volana maro nanomboka nangiran-dratsy tamin’ny fotoan’androny.
Hamaky ny tohinyFaly ny mpivarotra amoron-dalana eo akaikin’ny Espalanade Analakely fa nomen’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana toerana maimpaimpoana ahafahany mivarotra, nefa tsy manelingelina ny fifamoivoizana no manome endrika ny tanàna.
Hamaky ny tohinyNa dia mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny manasara-taona aza isika eto Madagasikara ankehitriny dia fantatra fa hanomboka hirotsaka kosa ny ranon’orana amin’ny volana novambra ho avy izao raha ny tomban’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo zokiolona mbola misedra olana eto amin’ny firenena, indrindra ireo tsy manan-janaka. Saika tsy manana mpikarakara avokoa mantsy izy ireny amin’ny androm-pahanterany, hany ka betsaka ireo mivelona amin’ny asa fangatahana eny amoron-dalana.
Hamaky ny tohiny