• Zoma 26 Oktobra 2018
Sosialy.Olom-pirenena leo vidim-piainana midangana Hihetsika amin’ny sabotsy

Taorian’ny fandavan’ny minisiteran’ny angovo ny vahaolana natolotr’izy ireo mikasika ny tokony hampidinana ny vidin-tsolika ny 13 septambra teo dia nilaza ny avy eo anivon’ny MCI na ny hetsik’ireo olom-pirenena leo vidim-piainana midangana fa tsy mijanona akory ny tolon’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Sosialy.Vola sandoka 616 tapitrisa Misy ifandraisany amin’ny propagandy ?

Vola sandoka 10.000 Ar miloko maitso mitentina 616.600.000 Ar no saron’ny zandarimariam-pirenena teny Anosy sy Mahamasina ny faran’ny herinandro teo nokasaina haparitaka teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Sosialy.Fikambanana TOUS UNI Manoro hevitra ny mpiara-belona hiady amin’ny fahantrana

Mbola olana goavana eto amintsika ho an’ny fikambanana Tous –uni ny tsy fahaizan’ny ankohonana mifanampy sy mifanohana, antony mampihanaka be ny fahantrana tahaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Sosialy.Asa fanandevozana vehivavy ny 70 %-n’ireo lasibatra

Mahatratra 150 tapitrisa ireo olona hiharan’ny asa fanandevozana sy ny tsy fanajana ny zon’olombelona maneran-tany raha araka ny fanazavana azo omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Sosialy.Boriborintany fahefatra Hiezaka hizara sakafo hatrany

Olona sahirana miisa 300 no nisitraka ny fanomezan-tsakafo maimaimpoana teny amin’ny fokontany Ankazotoho Anosimahavelona, izay nokarakarain’ny boriborintany fahefatra, ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Sosialy.Tsy fahampian’ny kara-panondrom-pirenena Tsy andraikitry ny tranompirintim-pirenena, hoy ny taleny

Mbola misy kaominina nandrenesana feo ihany tato ho ato fa tsy maharaka ny filan’ireo mponina feno 18 taona ao aminy ny isan’ireo kara-panondrom-pirenena voarainy.

Hamaky ny tohiny
FTT