• Alarobia 24 Oktobra 2018
Sosialy.Disadisam-pianakaviana Notsatohany lefona ny rafozany

Tranga mampalahelo sady mampivarahontsana no nitranga noho ny disadisa nisy teo amina fianakaviana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Sosialy.LUCIANO, 25 taona : Tsy hita popoka efa ho iray volana izao

Tsy hita popoka ny tovolahy iray mpianatry ny sekolim-panjakana Cntemad, monina eny Ambohimirary Ampasampito, Ratiarison Maheriniaina Luciano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Sosialy.Asa an-tsambo Malalaka ny tsena ho an’ny Malagasy

Notanterahina tetsy amin’ny Pavé Antaninarenina omaly ny fifantenana farany ireo Malagasy afaka hanam-bintana ho tonga mpiasa anatin’irony sambo mpivezivezy na “Bateau de croisière” irony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Sosialy.Fiainana ara-pananahana Ny 37 %-n'ny Reny Malagasy no miteraka zaza tsy niriana

Mitombo isa hatrany isika Malagasy. Tsy maharaka izay anefa ny fiakaran'ny toekarem-pirenena, hany ka miaina anaty fahasahiranana hatrany ny isan-tokantrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Sosialy.Ady amin’ny fanilikilihana sy fahantrana Tokony ho isan’andro, hoy ny ATD Quart monde

Isaky ny 17 oktobra no hankalazana ny andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny fahantrana. Omaly kosa no namaranan-dry zareo avy eo anivon’ny fikambanana ATD Quart monde izany tetsy Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Sosialy.Orinasa iray eny Ankadimbahoaka Mamono mpiasa ilay tompon’andraikitra

Orinasa lehibe iray manana ny maha izy azy dia ireny “zone Industriel” eny Ankadimbahoaka eny no ahitana toe-javatra mamohehatra miendrika tsy fanajana zon’olombelona, hoy ny fampitam-baovao iray.

Hamaky ny tohiny
FTT