• Alakamisy 18 Oktobra 2018
Sosialy.ONG Green Cross Tandindonin-doza ny governemanta Ntsay

Mitombo hatrany ny tsikera mahazo an`ny praiminisitra Ntsay Christian, indrindra amin`ny tsy fifehezan`ny ekipany. Namaly bontana an`ny mpanolotsaina manokana iray ao amin`ny primatiora ny filoha mpanorina ny fikambanana Green Cross, Andrianaivoson M.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Sosialy.Fampiofanana amin’ny fanorenana trano eto Madagasikara Tsy mamaly ny hetahetan’ny orinasa

Tsy mifanaraka amin’ny zavatra takian’ny eny anivon’ny orinasa intsony ny fampiofanana momba ny fanorenana trano misy eny amin’ny toeram-pianarana. Izany no antony nanaovana ny tetikasa FORMAPRO-BTP ho fanatsarana ny asa manodidina ny fananganana trano araka ny tatitry ny talen’ny LTPGCM

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Sosialy.Sampandraharahan’ny fananantany Tsy handefitra amin’ny resaka kolikoly intsony

Anisan’ny ivontoerana iray voafaritra ho be kolikoly indrindra ny eo anivon’ny sampandraharahan’ny fananantany na ny “domaine”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Sosialy.Kaominina Ampitatafika Vonona amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra

Vonona amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra ny kaominina Ampitatafika. Efa nisy ny fanadiovana ny tata-drano rehetra eny an-toerana, hoy ny Ben’ny tanàna Rado Ramparaoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Sosialy.“Tanora Manova Rasa” Hiaro ireo 90 %-n’ny Malagasy mahantra

Namoaka ny andiany voalohany ny Tanora Manova Rasa ( TMR) izay miara-miasa akaiky amin’ny “Friederich Ebert Stiftung”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Sosialy.Fikambanan’ireo tompona Cybercafé Hihetsika raha tsy mivaha ny olana amin’ny « connection »

Nivory tetsy amin’ny Bon accueil Ambatonakanga ny sabotsy teo ry zareo avy eo anivon’ny fikambanan’ny mpikirakira tambajotra aterineto sy tompon’irony toerana fanjifana izany irony na itony atao hoe Cybercafé itony.

Hamaky ny tohiny
FTT