- Sabotsy 03 Novambra 2018
Sosialy.Kaominina Morarano Gara RN 44 Hiharan’ny didin’ny be sandry ny saribao vokarin’ny mponina
Araka ny fitarainana ataon’ny mponina any an-toerana dia heno izao fa noraofin’ny andian’olona milaza ho mpiasan’ny Fanalamanga miaraka amin’ny vatana zandary vitsivitsy tsy nampiseho taratasy mazava nanomboka tamin’ny alakamisy 1 novambra nitohy omaly zoma 2 novambra 2018 ny saribao novokarin’ny olon-tsotra monina ao Amboarabe fokontanin’i Marofody
Hamaky ny tohiny