• Talata 30 Oktobra 2018
Sosialy.Tolagnaro Tafakatra 600Ar ny kapoakan’ny vary

Niakatra ho 600Ariary efa ho hateloana ny kapoa-bary ao Tolagnaro renivohitra. Mbola mihoatra noho io ny vidiny any amin’ireo kaominina manodidina somary ambanivolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Sosialy.Fanisana mponina sy trano fonenana Ao anatin’ny fotoana farany hamoaham-bokatra

Manoloana ny fanangonam-bokatry ny fanisana fahatelo eto Madagasikara (RGPH3) dia nanambara ny injeniera tompon’andraikitra eo anivon’ny INSTAT, Andriamitsara Tarzan, fa efa miditra amin’ny fitanàna an-tsoratra farany izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Sosialy.Tanora manampahaizana Mitombo isa ireo mirona amin’ny asa tenany

Betsaka ireo tanora tsy mihevitra ny handalina fianarana akademika lavabe intsony aorian’ny fahazoany ny maripahaizana Bakalôrea fa mirona avy hatrany any amin’ny fanofanana arak’asa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Sosialy.Rano fisotro madio Mbola betsaka ireo faritra tsy misitraka izany

Mbola mihoatra ny 60 % ireo olona tsy misitraka rano fisotro madio eto amintsika, indrindra fa ny any amin’ny faritra ambanivohitra. Raha mahazo izany aza izy ireo dia amin’ny alalan’ny vovo sy ny rano mandeha ihany izay ahiana hitera-doza ho an’ny fahasalamana tokoa, indrindra fa ny ankizy madinika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Sosialy.Baolina kitra eran-tany Niakatra laharana 6 ny Barean’i Madagasikara

Nivoaka tamin’ny alakamisy 25 oktobra teo ny filaharan’ireo ekipa eran-tany famoakan’ny FIFA isam-bolana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Sosialy.Fivangongoana eto an-drenivohitra Tsy hampandroso mihitsy ny toekarena

Marobe ny olona manorim-ponenana eto an-drenivohitra noho ny antony fitadiavana. Mahazo tombony kokoa mantsy ny olona tafapetraka eto amin’ny fitadiavana asa noho ny any ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT