• Talata 13 Novambra 2018
Sosialy.Kaominina Alasora Novatsiana 100 tapitrisa Ariary ireo mponina tsara tetikasa

Notoloran`ny kaominina Alasora 100 tapitrisa Ariary, raha atambatra, ireo mponina manana tetikasa ho amin`ny fampandrosoana. Olona miisa 100 isa no nahazo famatsiam-bola mba hanatantarehan’izy ireo ny tetikasany avy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2018
Sosialy.Hain-trano teny Anosibe Efatra namoy ny ainy, roa naratra mafy

Nitrangana hain-trano goavana tao amin’ny fokontany Anosibe andrefana I Boriborintany fahefatra ny alin’ny alarobia 7 novambra 2018 lasa teo , tokony ho tamin’ny 11 sy sasany alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Sosialy.Fomba fambolena maharitra Hohamafisina anaty fandaharam-pianarana

Hohamafisina anaty fandaharam-pianaran’ny mpianatra manomboka amin’ity taom-pianarana vaovao ity ny fomba fambolena maharitra na “agroécologie”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Sosialy.Ministeran’ny rano Hanampy ny kaominina amin’ny fanadiovana an’Antananarivo

Hanampy ny kaominina Antananarivo renivohitra amin’ny fanadiovana ny tanana manerana ny Boriborintany enina ny Ministeran’ny rano, tarihin’ny minisitra Roland Ravatomanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Sosialy.Fiatrehana ny loza sy tandindon-doza Vonona ny BNGRC

Toy ny fanaony isan-taona dia nitondra fanampiana ara-pitaovana ho an’ny biraom-pirenena misahana ny loza sy tandindon-doza eto amintsika na ny BNGRC tetsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Sosialy.Tsenan’Anosibe Nokasaina hodorana ?

Nahoraka alina efa tany ho any amin’ny 11 ora alina fa misy firehetana eny amin’ny tsenan’Anosibe.

Hamaky ny tohiny
FTT