- Zoma 16 Novambra 2018
Sosialy.Fanesorana ny fakon’Antananarivo Hiasa ireo kamio vaovao manomboka amin’ny alatsinainy
Mikatso tokoa ny fakana ny fako eto Antananarivo Renivohitra, hoy ny minisitry ny rano Roland Ravatomanga izay mpiahy mivantana ny Samva, satria mbola misy ny fanamboarana teknika tsy maintsy atao hiarovana ireo kamio mba tsy hanimba azy rehefa manangona sy manary ny fako izy ireo.
Hamaky ny tohiny