- Alatsinainy 19 Novambra 2018
Sosialy.kaominina Ambatondrazaka Miroso hatrany ny asa fampandrosoana
Tetikasa miisa dimy eo hatreto no tanterahana ao amin'ny kaominina ambonivohitra Ambatondrazaka. Voalohany amin'izany ny ezaka fanomezana rano fisotro madio ka zanabohitra efatra no hisitraka azy, araka ny nambaran’ny ben'ny tanàna Rafidimanana Louis Félicité.
Hamaky ny tohiny