• Alarobia 13 Febroary 2019
Sosialy.Traboinan’Ampamarinana Niala teny amin’ny « Village Voara »

Tantara mitohy ny olana mahazo ireo traboina vokatry ny vato nianjera teny Ampamarinana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Sosialy.Rano be eny Besarety Vokatry ny vatokely sy tany manentsina tatatra

Na dia efa nanao izay ho afany nanadio ny tata-drano teny Besarety sy ny manodidina aza ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny Boriborintany fahatelo tamin’ny faran’ny taona 2018 dia mbola manana olana hatrany izy ireo ny amin’ny fiakaran’ny rano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Sosialy.Mpiasa nahavita be Nahatratra 268 ireo notoloran’ny Star mariboninahitra

Tsy manadino ireo mpiasa nahavitabe tao aminy ny orinasa Star hahafahana mampiakatra ny hambom-pon’izy ireo. Miisa 268 ireo nahazo izany tamin’ity taona 2019 ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Sosialy.Ligin’ny baolina kitra Matsiatra Ambony Andro faha-9 farany anio alarobia 13 febroary 2019

Miditra amin’ny andro faha-9 farany amin’ny fifanintsanana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra sokajy D-1 ny ligin’ny baolina kitra Matsiatra Ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Febroary 2019
Sosialy.Fiainam-piarahamonina Ny Malagasy mihitsy ve no tsy te handroso ?

Firenena sahirana isika ary mbola “miady amin`ny kapoaka”. Raha ny fiainan`ny ankamaroan`ny Malagasy no jerena akaiky dia feno fanaratsiana, fihatsarambelatsihy, kolikoly, fitiavan-tena…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Febroary 2019
Sosialy.Traboinan’Ampamarinana Nafindra etsy amin’ny INFP sy kianja mitafon’i Mahamasina

Omaly alakamisy 07 febroary no fe-potoana farany nomena ireo olona monina eny amin’ny Fokontany Ampamarinana sy ny manodidina tafiditra ao anatin’ny faritra mena, ahiana hisy fihotsahan’ny tany sy fianjeran’ny vato.

Hamaky ny tohiny
FTT