• Talata 05 Febroary 2019
Sosialy.Distrikan’Atsimondrano Efa-bolana ny olan’ny rano sy jiro tsy mety voavaha

Saika manao ny tomban’ny fotoam-piasany tamin’ny naha solombavambahoaka azy avy ireo depiote amin’izao fiafaran’ny fotoam-piasan’izy ireo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Sosialy.Petra-bola “Tsinjo Lavitra” Maherin’ny 460 000 ireo mpampiasa azy

Somary taraiky i Madagasikara eo amin`ny sehatra ara-banky. Miroso amin`ny fandraharahana ara-bola (Inclusion financière) ny paositra Malagasy(PTT) ankehitriny ary hataony fanamby noho ny soso-kevitra avy amin`ny vondrona iraisam-pirenen`ny paositra (UPU).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Sosialy.“Société SDOI” Nizara savony ho an’ny traboina sy sahirana

Notanterahina ny zoma 01 febroary 2019 sy ny sabotsy 02 febroary lasa teo ny fanomezana fanampiana ireo traboina sy olona sahirana teto amin’ny faritra Analamanga nataon’ny orinasa na ny “SOCIETE SDOI”,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Sosialy.“La Haute ville” sy ny manodidina Fokontany 9 voasokajy ho faritra mena

Tokantrano 2403 tafo no tsy maintsy miala tanteraka eny amin’ny faritry ny “La haute ville” ka afindra toerana any amin’ny Village Voara Andohatapenaka, any Ambohidratrimo ary eny amin’ny kianja

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Tsy ekena intsony ny mivarotra eny amin’ny arabe

Taorian’ny fihaonana teo amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny prefektiora ary ny polisy nasionaly manerana ny boriborintany enina amin’ny famahana ny olan’ny fifamoivoizana eto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Sosialy.Angelo, ilay tovolahy kamboty teny Tsimialonjafy Noraisiny omaly ireo fanampiana azy avy amin’ny filoha teo aloha

Tovolahy kely iray nonina teny amin’ny fokontany Tsimialonjafy nisy ilay vato nianjera tamin’ny 19 janoary lasa teo i Angelo.

Hamaky ny tohiny
FTT