• Zoma 08 Febroary 2019
Sosialy.EPP Andraharo Tsy misy “cantine scolaire” intsony, sahirana ireo mpianatra

Tsy manana “cantine scolaire” intsony ny eo anivon’ny EPP Andraharo, sekolim-panjakana iray mandray ireo zanaky ny sahirana eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2019
Sosialy.Asa tsizarizary, sakafo ambany foitra Sahirana ny 92% n’ ny Malagasy

Miaina anaty fahantrana ny 92 %-n’ny mponina manerana ny Nosy. Ankoatra ireo tena milomano anaty harena na ireo antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2019
Sosialy.Village VOARA Andohatapenaka Tsy mbola nisy traboina nafindra hatramin’ny omaly

Tsy mbola nisy traboina nafindra hatramin’ny omaly eny amin’ny tanàna Voara Andohatapenaka. Raha ny vaovao azo teny an-toerana dia vao ny fanokafana ny trano no natao ary mbola arahina fikarakarana manokana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2019
Sosialy.Ambanin’Ampamarinana Manahy ny ho very tany ireo afindra monina

Mampiahotra ireo mponina hiala eny amin’ny faritry ny loza, Ambanin’Ampamarinana ny fananan’izy ireo, indrindra ny tany. «Atahoranay fa rehefa miala izahay ho lasan’ny olona ny taninay, indrindra ao anatin’iny faritra mena iny izay efa nalefa any amin’ny fokontany ny karne.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Sosialy.Varotra fiara vaovao sy efa niasa Ny marika koreana no be mpanjifa…

Tsy arakaraka ny filazana fa firenena mahantra indrindra i Madagasikara kanefa mandeha ny varotra fiarakodia eto amintsika na vaovao na koa efa niasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Sosialy.Mponin’Ampamarinana Mbola misy tsy manaiky ny handao ny trano fonenany

Tsy maintsy mandao ny trano fonenany manomboka rahampitso alakamisy 07 febroary farafahatarany ireo mponina eny Ampamarinana sy ny manodidina hisorohana ny mety hisian’ny aina hafoy ateraky ny vatobe mianjera indray.

Hamaky ny tohiny
FTT