• Talata 19 Febroary 2019
Sosialy.Kaominina Ivato Tsy manana olana amin’ny fandraisana ilay tetikasan’ny filoha

Tsy manana olana amin’ny fandraisana ireo tetikasan’ny filoham-pirenena ny kaominina Ivato, raha ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Sosialy.Lakandrano manodidina an’i Besarety Amboarina hatao “beton”

Hanomboka tsy ho ela ny asa fanamboarana ireo lakandrano manodidina an’i Besarety Boriboritany faha-3, Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Sosialy.Faritra atsimo atsinanana Nahazo fanampiana ireo traboina vokatry ny hain-trano

Mahatsiaro mijaly ireo traboina 218 tafo vokatry ny hain-trano any amin’ny Faritra atsimo atsinanan’ny Nosy. Ankoatra ny tsy mbola fananan’izy ireo trano hitoerana mantsy dia hifampitadiavana ihany koa ny hanin-ko hanina isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Sosialy.CNaPS Nosokafana tany ambositra ny taom-piasana 2019

Taorian’ny fahazoan'ny CNaPS ny fankasitrahana iraisam-pirenena momba ny fahaiza-mitantana avy amin'ny AISS tany Génève dia tsy mitsahatra ny manatsara ny tolotra omeny ny Tahirim-pirenena ka nosokafana tao Ambositra ,faritra amoron'i Mania ny taom-piasana 2019 ka hetsika maro sosona no notanterahina tamin’izany nandritra ny telo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Sosialy.Fanorenana tsy ara-dalàna eny 67 Ha Mampatahotra ireo mponina

Mampitaraina ny vahoaka monina eny amin’ny 67ha Ankasina ny fisian’ny trano iray miorina tsy ara-dalàna eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Sosialy.Mpiasan’ny Sirama Brickaville sy Nosy be Mangataka ny fanafoanana ny fiaraha-miasa amin’ny Cie Vidzar

Tantara lavabe no notaterin’ireo solontenan’ny mpiasan’ny Sirama avy any Brickaville sy avy any Nosy be niisa 10 tonga eto Antananarivo nirahan’ireo namany ka hitatitra ny zava-nisy marina naharary azy ireo ao amin’ireto orinasa ireto noho ny fikorontanam-piainam-pianakaviana vokatry ny

Hamaky ny tohiny
FTT