Sosialy

TIM K 25 Boriboritany fahaefatra Miasa na tsy mbola anaty fitondrana aza


  • Sabotsy 02 Martsa 2019

Manoloana ny fitarainan’ireo mpanjifa sy mpitatitra eo anivon’ny toeram-piantsonana eny amin’ny Fasan’ny Karana izay ahitana fako misavovona mety hiteraka aretina sy ny asa fanao

 

 

andavanandro dia nidina ifotony teny an-toerana ny solontenan’ny mpikambana eo anivon’ny TIM K 25 notarihan’ny kolonely Emilien Ramboasalama sy ireo ekipa vitsivitsy ny alatsinainy 25 febroary 2019 teo. Hatsaraina ny toeram-piantsonana, raha ny fanazavana. Nalana tamin’ny alalan’irony fiarabe irony moa ireo fako ary nentanina hitandro ny fahadiovana ireo mponina. Hitohy ny fanatsarana sy fanadiovana ao amin’ny boriborintany fahefatra, hoy ny kolonely, ary hiparitaka amina fokontany maro ny tetikasa ho fiombonana amin’ireo mponina ho famahana ny olana sedrainy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT