• Zoma 22 Febroary 2019
Sosialy.Fandraisana ireo traboinan’ Ampamarinana Efa feno ny « village Voara »

Fianakaviana marobe mivangongo amina tranoheva miisa folo traboina avy etsy Ampamarinana vokatry ny fianjeran’ny vatobe no fantatra fa mbola tavela etsy amin’ny Infp Mahamasina amin’izao ary tsy nahazo fanampiana avy amin’ny fanjakana intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Sosialy.Traboinan’Anosibe Andrefana II Nokarakarain’ny kaominina

Nitondra fanampiana ho an’ireo traboina vokatry ny hain-trano tao Anosibe Andrefana II ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny alatsinainy 19 febroary 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Sosialy.Vidin-kazo Ahiana hiakatra avo roa heny…

Tsy mbola misy fiantraikany mivantana amin`ny mpanao fanaka sy mpivaro-kazo ny fanapahana navoakan`ny minisiteran`ny tontolo iainana sy ny ala tamin`ny 29 janoary lasa teo, izay mandrara ny fanapahana hazo eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2019
Sosialy.v Tany nisy naka an-keriny Hanao ampamoaka i Jean Nirina HAFARI

Be loatra ireo tanim-bahoaka misy maka sy manodinkodina eto amintsika. Anisan’izany ny kianja filalaovam-baolina etsy Anosizato sy ny lalam-pirenena I am-pitan’ny biraon’ny HAFARI Malagasy izay nisy namefy ka làlana kely feno loto sy lasa fieren’ny jiolahy sisa no ampiasain’ny mponina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2019
Sosialy.Asa fanandevozana Betsaka ireo mbola miaina aminy eto amintsika

Betsaka ireo olona mbola miaina anaty asa fanandevozana eto amintsika. Ireo olona sahirana amin’ny ankapobeny no tena mahita faisana, toy ireo ankizy miasa an-trano tsy afa-mianatra intsony noho ny fahasahiranan’ireo ray aman-dreniny…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2019
Sosialy.Fahazotoana, haranitan-tsaina Miankina amin’ny sakafo hanina sy ny fanabeazana azo

Tranga maro samihafa no hita eny anivon’ny fiarahamonina eny. Misy ireo olona efa tena mpanam-bola sy manana fiainana mety no mbola tsy mitsahatra ny miezaka hatrany.

Hamaky ny tohiny
FTT