Sosialy

Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Hamboly hazo eny Behenjy ny FNCLM


  • Alarobia 06 Martsa 2019

Olana goavana sedraintsika eto Madagasikara ankehitriny ny fiovaovan’ny toetr’andro.

 

 

 

 Misy fiantraikany mivantana amin’ny fahasalaman’ny mponina izany ankoatra ny tsy firindran’ny vanim-potoana toy ny teo aloha intsony. Mba hahafahana miady amin’izany ary dia hiara-kirodorodo hifanome tanana hamboly hazo eny Kianja avaratra, Behenjy PK 48 lalam-pirenena fahafito ny federasiona nasionalin’ny klioban’ny lions sy leo eto Madagasikara ( FNCLM)  amin’ny sabotsy 9 martsa ho avy izao. Tafiditra ao anatin’ilay teny filamatr’izy ireo manao hoe :  manome tanana ny mpiara-belona izay mila  izany ny hetsika, hiantsoana ireo mpikambana rehetra manerana ny nosy. Ho an’ireo tsy afaka kosa dia miantso azy ireo hamboly hazo any amin’ny faritra misy azy avy Rtoa Paquerette Ranaivo Trivico, filohan’ny federasiona ho tombontsoa ambonin’ny firenena.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT