• Talata 26 Febroary 2019
Sosialy.Lalana mihotsaka eny Soanierana ambony Fianakaviana 9 nalana tamin’ny trano fonenany

Olona 54 ao anatina fianakaviana miisa sivy no voatery nalana tamin’ny toeram-ponenany omaly teny amin’ny fokontany Soanierana I sy III, Boriborintany fahefatra vokatry ny fihotsahan’ny lalana eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Febroary 2019
Sosialy.Madagasikara Ala 50.000 ha no manjavona isan-taona

Mihasimba hatrany ny tontolo iainana eto amintsika vokatry ny fandripahana ala tsy ara-drariny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Febroary 2019
Sosialy.Faritry ny tsena kaominalin’Ambohijatovo Tsy milamina ny tanàna amin’ny gaboraraka misy

Tsy milamina mihitsy ny tanàna amin’ny gaboraraka misy etsy amin’ny faritry ny tsena kaominaly etsy amin’ny fokontanin’i Mandrosoa-Ambohijatovo-Ambatonakanga-Antsapanimahazo noho ny gaboraraka miseho eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Sosialy.Fanapariahana fanafody tsy azo antoka Efa tambajotrana mafia mihitsy

Miparitaka ny fanafody eto Madagasikara izay misy ny tsy azo antoka satria efa tambajotrana mafia no manaparitaka azy. Efa tsy manaraka ny dingana samihafa miainga amin’ny ozinina mpamokatra, mpamongady (grossiste),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Sosialy.Fanorenan-trano Mitombo isa kanefa ny firenena miha mahantra

Mitombo isa hatrany ny mpivarotra kojakoja fanamboarana trano eto an-drenivohitra na any amin` ny faritany aza. Midika izany fa mandeha ny tsena ary hahazoana tombony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Sosialy.Distrikan’Ihosy Nialana ny fomba tsy mampandroso

Mbola maro fomba ny any amin’ny faritr’Ihorombe. Anisan’izany ny fomba bara izay tsy mampiana-janaka.

Hamaky ny tohiny
FTT