• Alatsinainy 25 Febroary 2019
Sosialy.Akanin’ny marenina - 67 ha Afaka handray ireo kilonga madinika 2 taona amin’izay

Ho afaka handray ireo kilonga madinika 2 taona manana olana ara-pihainoana manomboka amin’ny volana martsa ho avy izao ny Akanin’ny Marenina etsy 67 ha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Sosialy.Tanora mpianatra Hofanina ho mpandraharaha fa tsy hitady asa fotsiny

Betsaka amin’ireo tanora mpianatra nahavita fianarana eto amintsika amin’izao no tsy mahita asa akory.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Sosialy.“La Réunion kely” Havadika ho fokontany ve ?

Ankohonana 18 amin`ny 119 etsy La Réunion Kely no nisitraka kaontenera miendrika trano fonenana fanomezana avy amin`ny filoham-pirenena ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Sosialy.Tranombarotra fivarotana finday sy kojakoja Niampy iray indray ny eto an-drenivohitra

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Ankoatra ny sinto-mahery dia mahazo laka ihany koa ny fanendahana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Sosialy.SOARANO Voasambotra ilay mpisoloky mpanao fandraikirekena

“Raisiny tanana avokoa ny mpivarotra na safoin’ilay mpanao ratsy ny lamosina na ametrahany tanana ny sandry. Avy eo tsy tompon’ny tenany fa tratran’ny be manaiky izy ireo.”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Sosialy.Fanararaotam-pahefana any Brickaville Mampitaraina ireo marary

Velon-taraina tanteraka ireo marary manodidina ny tobim-pahasalamana iray any Brickaville noho ny afitsoky ny lehiben’ny mpitsabo iray any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT