• Alakamisy 28 Febroary 2019
Sosialy.Kaominina Ambatomirahavavy Kara-tany an’arivony maro no nozaraina amin`ny tompony

Natomboka ny alatsinainy 25 febroary lasa teo, ny fizarana kara-tany faobe andiany faharoa ao amin`ny kaominina Ambatomirahavavy niarahana tamin`ny sampana fananan-tany, mba ahafahan`ireo tompon-tany hisoratra ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Sosialy.Minisiteran’ny raharaham-bahiny Mpiasa “ECD” an-jatony very asa

Mpiasa an-jatony no tapaka fifanaraham-piaraha-miasa eo anivon'ny minisiteran'ny raharaham-bahiny taorian'ny fivoahan’ny “note de service N°19/128 AE/SG/DRH/SAP” ny 22 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Sosialy.Boriborintany faha-3 sy faha-5 Lakandrano mirefy 1,300 km nodiovin’ny CUA

Teny amin’ny lakandrano Andrianampoinimerina mirefy 1,300 km ao amin’ny boriborintany faha-3 sy faha-5, kaominina Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Sosialy.Taksibe mihazo ny RN 1 Hampiakatra saran-dalana avokoa amin’ny volana martsa

Hampiakatra ny saran-dalany avokoa ireo taksibe ao anatin’ny zotra Kofiamo trans mampiasa ny lalam-pirenena voalohany mivondrona ao anatin’ny fivondronan’ny mpitatitra ivelan’Antananarivo Renivohitra na ny UCTS manomboka ny 10 martsa ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Sosialy.Fahasalamana sy fanatanjahantena Hifanampy hijery ireo mpiasam-panjakana ny Asief sy ny ANS

Ny 75 %-n’ireo mpiasam-panjakana eto amintsika amin’izao no fantatra fa mijanona anaty birao fotsiny fa tsy manao fanatanjahantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Sosialy.ALASORA Fanasarahana mpivady niady no nidirana am-ponja

Saika hamonjy ilay ramatoa mpiara-miasa aminy am-bava loza saika notrobaran’ny vadiny zava-maranitra ny maraina ireo dimy lahy no voarohirohy fa nahafaty ilay rangahy ny hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT