• Alakamisy 28 Febroary 2019
Sosialy.Kaontenera tsy ampy etsy La Réunion kely Miandry fatratra ny andiany manaraka ny mponina

Tokantrano 18 isa hatreto no efa nahazo toerana anatin’ireo kaontenera miisa dimy fanomezana avy amin’ny minisiteran’ny mponina sy fampiroboroboana ny vehivavy ho an’ireo olona tsy manan-kialofana etsy La Réunion kely.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Sosialy.Traboinan’Anosibe sy Ampamarinana Nifandrimbonana ny fanampiana

Nanome tanana ho an’ireo olona traboina noho ny hain-trano tetsy Anosibe Andrefana tamin’ny 19 febroary lasa teo ireo orinasa tsy miankina mivondrona ao amin’ny PHSP mitsinjo ny mahaolona tahaka ny Groupe Axian amin’ny alalan’ny fondation Telma.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Sosialy.Tompona karaoke sy bar sasantsasany Miantso ny namany rehetra mba hanara-dalàna

Miantso ny fampanarahan-dalàna ho an’ireo rehetra manao asa fitadiavam-bola mitovy aminy ireo tompona karaoke sy bar sasantsasany eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Sosialy.TSENAN’IVATO Ny 85 %-n’ny asa fanamboarana no efa vita

Ny 85 %-n’ny asa fanamboarana ny tsenan’Ivato amin’izao no efa vita, tsena iray anisan’ny lehibe indrindra eto Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Sosialy.Sendikan’ny JIRAMA Mitaky ny hialan’ny Tale jeneraly

Manome 48 ora ny Tale jeneralin’ny JIRAMA ny mpiasa mba hiala raha tsy izay dia hiroso amin’ny fitokonana faobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Sosialy.SARIBAO Nihoapampana ny vidiny noho ny vaovao diso

Vaovao nifandiso no nampiakatra ny vidina arina fandrehitra teto an-drenivohitra. Nogiazan’ny avy any am-potony mihitsy ny saribao fa natahotra ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany, noho ny vaovao nalaza tamin’ny herinandro ambony fa tsy azo tapahana intsony ny ala.

Hamaky ny tohiny
FTT