- Sabotsy 02 Martsa 2019
Sosialy.Fanesorana mpiasa ECD Velon’ahiahy ireo olon’ny AV7
Mihohoroho, toran-kovitra ireo mpikambana avy amin’ny fikambanana AV7, lasibatra tamin’ny raharaha 7 febroary 2009 teny Ambohitsorohitra.
Hamaky ny tohinyMihohoroho, toran-kovitra ireo mpikambana avy amin’ny fikambanana AV7, lasibatra tamin’ny raharaha 7 febroary 2009 teny Ambohitsorohitra.
Hamaky ny tohinyHosokafana amin’ny fomba ofisialy anio sabotsy 2 martsa 2019 any Analameva-Antsirinala Moramanga ao amin’ny tanin’ny Fanalamanga ny fambolen-kazo nasionaly, ka ny Filoham-pirenena ankehitriny Andry Rajoelina no hanokatra izany.
Hamaky ny tohinyAraka ny sata mifehy ny Banky Foiben’i Madagasikara, voafaritry ny lalàna, dia izy irery ihany no manana fahafahana hamoaka, hamorona ary hanaparitaka ny vola eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNotohizana tany Antsirabe ny fampiofanana momba ny CNaPS izay naharitra 3 andro nanomboka ny 26 febroary ary nifarana ny 28 febroary. Maro sosona ny hetsika.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fifampiarahabana nahatrarana ny taona 2019 tetsy amin’ny CEMES Soanierana ny mpiasan’ny Hopitaly miaramila Soavinandriana omaly zoma 01 martsa.
Hamaky ny tohinyManoloana ny fitarainan’ireo mpanjifa sy mpitatitra eo anivon’ny toeram-piantsonana eny amin’ny Fasan’ny Karana izay ahitana fako misavovona mety hiteraka aretina sy ny asa fanao
Hamaky ny tohiny