• Sabotsy 02 Martsa 2019
Sosialy.Fampirantiana zavakanto any Venise Omem-boninahitra manokana i Joël Andrianomearisoa

Manomboka amin’ny 11 mey ho avy izao dia hisy faritra hatokana ho an’i Madagasikara (pavillon Madagascar) ao anatin’ilay hetsika “Biennale de Venise”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Sosialy.MALAGASY Tsy misakafo ara-dalàna intsony noho ny hasarotan’ny fiainana

Tsy misakafo ara-dalàna intsony ny ankamaroan’ny Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Sosialy.Fikambanana Assanati Nanampy ny mponina etsy La Réunion kely

Amin` ny fiainana ankapobeny dia samy manana ny sokajiny avy ny olona, ny mahantra, ny antonony ary ny mpanankarena. Matetika anefa dia ny fahantrana foana no ambetin-dresaka sy lazaina fa fahavalo eto amin`ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Sosialy.Fakana ny kianjan’Anosizato Tsy manaiky ireo mpanao fanatanjahantena…

Tsy manaiky ary tsy hanaiky ny fakan’ireo mpanam-bola ny kianjan’Anosizato ireo mpanao fanatanjahantena ao anatin’ny Boriborintany fahefatra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Sosialy.AMBOHIDROA AMBOHIMANARINA Lehilahy very, tany amin’ny tranom-paty no hita

Omaly no nalevina ilay lehilahy iray mananika ny efapolo taona mahery tsy hitan’ny fianakaviany nanomboka tamin’ny herinandro ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Sosialy.Fivarotana sy fanjifana Miala any indray ny “Smart Square”

Anisan'ireo tranobe fivarotana, manatsara ny sehatra asa misy azy ny « Zoma Center » etsy Analakely.

Hamaky ny tohiny
FTT