• Alarobia 06 Martsa 2019
Sosialy.Fokontany Andraisoro Mirongatra ny hala-botry, 12 taona dia efa manao asa ratsy

Mirongatra ny vaky trano sy ny hala-botry ao amin’ny fokontany Andraisoro Boriborintany fahadimy amin’izao, hoy ny lehiben’ny vaomieran’ny fandriampahalemana Rasolofomanana Roland.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Martsa 2019
Sosialy.Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Hamboly hazo eny Behenjy ny FNCLM

Olana goavana sedraintsika eto Madagasikara ankehitriny ny fiovaovan’ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Sosialy.Mpamily fiara vaventy sy AUTO ECOLE Mangataka ny hamerenana ny “permis” mavokely

Efa volana maromaro izao no tsy nisy intsony ny taratasy fahazoan-dalana mamily fiarakodia biometrika eo anivon’ny “Centre d’immatriculeur” eny Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Sosialy.Oniversite tsy miankina Manodidina ny 217 ny isany amin’izao manerana ny Nosy

Tsy mitsaha-mitombo ny isan’ireo oniversite tsy miankina amin’ny fanjakana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Sosialy.TAOTRANO Ritra ny kininina, niaka-bidy ny hazo

“Niakatra 25 ka hatramin’ny 50% ny vidin-kazo tato anatin’ny tapa-bolana”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Sosialy.Holafitry ny mpampivelona «Tsy mpamono olona sy liam-bola izany izahay”

Nivoaka tamin’ny fahanginanany ireo mpampivelona manoloana ny fitoriana ny rahavaviny tao Moramanga.

Hamaky ny tohiny
FTT