- Alakamisy 21 Martsa 2019
Sosialy.Zaza mivadi-tongotra Tsy fantatra ny anton’ny 80 %-n’ireo tranga misy
Zaza iray amin’ny 500 isa vao teraka no fantatra fa mivadi-tongotra eto Madagasikara. Hatreto dia mbola tsy fantatra ny 80 %-n’ny mety ho mahatonga izany raha vokatry ny aretina mandritra ny fotoana hitondran’ny Renim-pianakaviana iray vohoka kosa ny 20 % ambiny.
Hamaky ny tohiny