- Alatsinainy 25 Martsa 2019
Sosialy.Hena tsy lany eny an-tsena Hanaovana saosisy na hamidy mora amin’ny mpaka maro
Mora fantatra ny hena hamidy eny an-tsena rehefa tsy vaovao. Efa maimaina mantsy no fijery azy no sady mamoaka fofona koa. Raha araka ny resaka nifanaovana tamina mpivaron-kena iray dia roa andro eo ihany ny hena no azo hamidy raha tsy dia mafana loatra ny andro.
Hamaky ny tohiny