• Alatsinainy 18 Martsa 2019
Sosialy.Kaominina Ambohimangakely Namboraka ny olany ny mponina

Misy fokontany 18 ny kaominina Ambohimangakely. Nanatanteraka fifampiarahabana nahatrarana ny taona vaovao 2019 teny an-toerana izy ireo tamin’ny sabotsy 16 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Sosialy.Fahantran’ny Malagasy Mainka mahazo vahana

Tsy mbola hita mihitsy aloha hatreto ny akony ara-toekarena entin’ny fitondrana vaovao. Mbola matroka ary tsy mbola niova hatrany ny tarehimarik’ i Madagasikara ary taraiky amin’ny lafiny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Sosialy.Ranon’ny Jirama maimbo sy tapaka lava Nitroatra ny mponin’Ambondrona

Feno ny kapoakan’ireo mponina eny Ambondrona, Faravohitra ambany ary Soarano noho ny fatapahan’ny ranon’ny JIRAMA sy ny haratsian’ny kalitaony efa nanomboka tamin’ny taona 2017 mandraka androany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Sosialy.Bodofotsy ratsy kalitao avy any Sina Norovitina teo imason’ireo Sinoa

Taorian’ny Indonezia dia tonga niaro ny anjara-tsenany amin’ny fandefasana entana aty Madagasikara ihany koa i Sina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Sosialy.Fako miparitaka eto an-drenivohitra Vokatry ny tsy fahampian’ny fiara lehibe mpitatitra hoy ny talen’ny SAMVA

Mbola misy amin’ireo faritra eto an-drenivohitra ankehitriny no ahitana fako mivangongo ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Sosialy.Asa fanasoavana Teny Antanimora i Bodo

Ho tohin’ny asa efa fananganana trano famakiam-boky efa nataony tamin’ny taona 2005-2006 dia tonga nanohy ny asa fanasoavana ireo vehivavy sy ankizy voafonja etsy amin’ny fonjaben’Antanimora omaly i Bodo sy ny fikambanana misy azy.

Hamaky ny tohiny
FTT