• Alarobia 27 Martsa 2019
Sosialy.Olan’ny mponina eny Andrefan’i Mananjara Nitondra vahaolana ny kandida Ramboasalama

Mahatsiaro tena ho tompon’andraikitra ary manana adidy eo amin’ny fiarahamonina ny kandida laharana faha-4 atolotry ny antoko Tiko I Madagasikara ao anatin’ny boriborintany faha-4 eto Antananarivo Atoa Ramboasalama Emilien.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Sosialy.Minisiteran’ny fahasalamana sy ny UNICEF Hanao rodobe hiady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo

Hiara-kiasa manomboka izao ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny UNICEF hanao rodobe hiady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Sosialy.Fandefasana mpiasa an-tsokosoko any ivelany Betsaka ireo efa nampidirina am-ponja

Tsy mipetra-potsiny intsony ny polisim-pirenena taorian’ny nisian’ireo olona maromaro tratra nandefa mpiasa Malagasy an-tsokosoko tany ivelany, indrindra fa tany amin’ireo tany arabo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Sosialy.Vanim-potoanan’ny maitso ahitra Betsaka ireo mpianatra tsy mahaloa ekolazy

Betsaka ireo mpianatra tsy nahaloa saram-pianarana mandritra ny fotoanan’ny maitso ahitra, izany hoe nanomboka tamin’ny fiandohan’ny taona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Sosialy.Fitsaram-bahoaka mirongatra indray Mariky ny fahasosoran’ny olona

Aina solon’ny aina. Miverina amin’ny lalàna tranainy indrindra ny Malagasy. Tsy mahatohitra ny fitsaram-bahoaka ny mpitandro filaminana. Ireto farany indray no ifatraran’ny haterezan’ny mponina. Lehilahy iray 24 taona no maty tsy tra-drano nataon’ny mponin’i Papango.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Sosialy.MSF Ambohitrolomahitsy Olana ny jiro tsy hahafahana mampiasa “internet”

Ny taona 2006 no nijoro ny MSF (Maison de savoir et de la Francophonie) ao Ambohitrolomahitsy, kaominina Ambohitrolomahitsy, distrikan’i Manjakandriana.

Hamaky ny tohiny
FTT