• Alakamisy 14 Martsa 2019
Sosialy.Anosibe Andrefana II Nanao fanadiovana faobe ny Kaominina

Mitohy hatrany ny fanadiovana faobe izay ataon’ny eo anivon’ny Boriboritany faha-4 anatin’ny kaominin’Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2019
Sosialy.Mpiasan’ny Jirama 359 voaroaka Fanaovana fahadisoana goavana no antony

Manoloana ny hetsika nataon` ny farimbon-tsendikalin` ny JIRAMA, nilaza ny amin` ny fitantanana foibe fa tsy mitombina ny fitakian` ireo sendikà ireo indrindra ny iray amin'ireo fangatahana sendikaly izay mikasika ny fandroahana mpiasa izay heverina fa tsy marim-pototra. Raha ny tatitra voaray dia nanomboka ny taona 2016

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2019
Sosialy.Mercia Raolijon Hampandroso ny tontolo ambanivohitra

Nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana depiote omaly 12 martsa tetsy amin’ny OVEC Nanisana i Mercia Raolijon.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2019
Sosialy.BNGRC Hanatsara hatrany ny fiatrehana ny loza

Hanatsara hatrany ny fiatrehana ny loza voajanahary miseho eto amintsika ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na ny Bngrc.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Sosialy.Fanamboarana ny tetezan’i Bemasoandro Mahitsy Nitondra fanampiana i Fy Andrianarison

Tonga nanolotra fitaovana ho entina manamboatra ny tetezana eny Bemasoandro Mahitsy Distrikan’Ambohidratrimo Rtoa Fy Andrianarison reny mpiahy ny Fikambanana MIAHI (Marovatana Iraisantsika ka Ambohidratrimo Handroso no Iriantsika). Vokatry ny ora-mikija mantsy dia tapaka ny tetezana mampitohy amin’i Mahitsy sy ny Fokontany Bemasoandro ary ireo tanàna manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Sosialy.Vehivavin’ Ambohidratrimo Nizara sakafo ho an’ireo zokiolona sy namboly hazo

Nizara sakafo ho an’ireo zokiolona vehivavy teny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo ireo vehivavy manerana ireo kaominina 24 eny an-toerana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT