• Alatsinainy 01 Aprily 2019
Sosialy.Fivalanan-drano Azo havadika ho angovo hanampiana ny herinaratra

Efa azo havadika ho angovo azo havaozina entina hanampiana ny famatsiana herinaratra eto amintsika ny fivalanan-drano na ny pipy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Sosialy.Ligin’ny volley-ball Analamanga Nosokafana omaly ny taom-pilalaovana 2019

Nosokafana omaly alahady 31 martsa 2019 tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny taom-pilalaovana 2019 ho an’ny ligin’ny taranja volley-ball eto Analamanga ka ny filohany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Sosialy.Fahasalaman’ny eny sy ny zaza Nanome vola 4,5 tapitrisa Euros ny Japoney

Nanome 3,2 tapitrisa euros ny Japoney, izay haompana amin’ny tontolon’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza. 1,3 tapitrisa euros kosa ho fampitaovana ny fahitalavi-panjakana TVM, raha ny fantatra nandritra ny fihaonan’ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina sy ny minisitra Parlemantera lefitra japoney misahana ny raharaham-bahiny Kenji YAMADA teny Iavoloha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Sosialy.Nirefodrefotra ny varatra 3 maty teo no ho eo, 2 naratra mafy

Olona 3 no indray maty tsy tra-drano teo no ho eo, ary 2 kosa naratra mafy ka nentina haingana novonjena tany amin’ny hopitaly satria tena nahiana ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Sosialy.Sakafo miditra eto Madagasikara Misy manala ny otrikainy

Notanterahana omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy ny atrikasa momba ny fanjarian-tsakafo eto Madagasikara izay nandraisana sehatra iraisam-pirenena maromaro miantsehatra amin’izany toy ny ONN, PAM, BASF.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Sosialy.Mpiasan’ny orinasa SIRAMA Miandry ny vahaolana avy amin’ny fanjakana

Niakatra aty Antananarivo mihitsy ireo solontenan’ny mpiasan’ny orinasa SIRAMA Nosy Be sy Brickaville hangataka fihaonana amin’ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT