• Talata 02 Aprily 2019
Sosialy.Andravoahangy Nampidirina anaty tsena ireo mpivarotra amoron-dalana

Nanomboka omaly fiandohan’ny volana aprily ny hetsika fandaminana sy fanadiovana ny tsenan’Andravoahangy sy ny manodidina, izay tanterahin’ny Boriborintany fahatelo, kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Sosialy.Rano fisotro madio maimaimpoana Tokony hatao laharam-pahamehana, hoy i José Bandy Akama

Ao anatin’ny fiomanana ny fiatrehana ny fifidianana ho solombavambahoaka isika izao. Efa mihetsiketsika araka izay tratrany ireo kandida hifaninana. Ao ireo efa nanara-maso ny fiainan’ny mponina teny amin’ny distrika ilatsahany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Sosialy.Fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana Malagasy Miandry ny fanatsarana ny karamany

23 taona no efa nanomezan’ny fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana Malagasy na F3M soso-kevitra ny amin’ny mba hijerena ny tontolon’ny karaman’ny mpiasa eto Madagasikara, hoy ny filohany, Florentin Ramamonjisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Sosialy.Vehivavy Malagasy niasa tany Koweit Misy voadaroka, voaolana, lasa marary saina…

Nigadona an-tanindrazana ny sabotsy folakandro lasa teo teny amin’ny seranam-piaramanidina eny Ivato ireo vehivavy Malagasy niasa tany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Sosialy.Manandriana -Amoron’i Mania Lany tanteraka ny omby, sahirana ny mponina

Misedra olana goavana ireo mponina any Manandriana, Faritra Amoron’i Mania, toerana niavian’Itompokolahy Manandafy Rakotoniriana amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Sosialy.Ora iray ho an’ny tany Nisongadina ny fiarovana ny tontolo iainana

Hetsika fanao isaky ny faran’ny volana martsa ny fankalazana ny ora iray ho an’ny tany ho fiarovana ny tontolo iainana.

Hamaky ny tohiny
FTT