• Zoma 05 Aprily 2019
Sosialy.Fidorohana zava-mahadomelina Maro ny Malagasy ho lasa adala

Mitombo hatrany ny salanisan’ireo tanora mirona amin’ny fidorohana zava-mahadomelina ankehitriny ka ahiana ny hitomboan’ny isan’ireo ho lasa adala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Sosialy.SOS Village d’enfants Feno 30 taona nanampiana ankizy kamboty

Fikambanana iray niorina taorian’ny ady lehibe faharoa ny SOS Village d’enfants, hanampy ireo ankizy kamboty noho ny hamaroan’ireo ray aman-dreny namoy ny ainy tamin’izany fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Sosialy.STAR TOUR andiany faharoa Any Antsirabe manomboka ny 20 aprily ho avy izao

Toy ny fanaony isan-taona dia hanatanteraka ilay Star tour ao Antsirabe, toerana malaza rehefa fetin’ny Paska ny orinasa Star.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Sosialy.AKAMA 67 HA Nomena baolina sy fanamiana ireo mpianatra lehibe

Anisan’ny hetsika tsy hananan’ireo mpianatra manana olana ara-pihainoana sakana mihitsy ny fanaovana fanatanjahantena. Anisan’ireny ny basket, ny atletisma, ny lomano saingy ilay kirioka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Sosialy.FIZASOA Hamondrona ireo zanak’i Soanierana Ivongo eto afovoan-tany

Fikambanana efa niorina tamin’ny taona 2014 ny FIkambanan’ny ZAnak’i SOAnierana Ivongo (FIZASOA) raha telo taona izao no nijoroany ara-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Sosialy.Vidin-tsolika eto Madagasikara Hidangana be noho ny fampiharam-bidy tena izy…

Hatolotra ny governemanta anio talata 2 aprily ny tolo-kevitra mahakasika ny fametrahana vidin-tsolika tena izy na ny « vérité des prix ».

Hamaky ny tohiny
FTT