• Talata 09 Aprily 2019
Sosialy.Fandravana trano teny Ampitatafika Efa ela no tokony ho natao, hoy ny Ben’ny tanàna

Niteraka resabe teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo ny fisian’ireo trano am-polony voatery noravana teny Avaratetezana Ampitatafika ka niteraka ireo olona manodidina ny 100 isa voatery natory tamin’ny tany tsy nisy na inona na inona niaraka tamin’ny ankizy madinika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Sosialy.Famatsiana rano eto Antananarivo Fanaovana toho-drano no vahaolana

Fihetsiketsehana an-dalambe ny zoma maraina no nanehoan’ny mponin’i Tsiadana ny tsy fahafaliany noho ny tsy fahazoana ranon’ny JIRAMA eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Sosialy.Hena tsy lany eny an-tsena Hanaovana saosisy na hamidy mora amin’ny mpaka maro

Mora fantatra ny hena hamidy eny an-tsena rehefa tsy vaovao. Efa maimaina mantsy no fijery azy no sady mamoaka fofona koa. Raha araka ny resaka nifanaovana tamina mpivarokena iray dia roa andro eo ihany ny hena no azo hamidy raha tsy dia mafana loatra ny andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Sosialy.Gaboraraka amin’ny sarety enti-tanana Hisy faty olona vao handraisana fepetra… ?

Hiandry faty olona mikararana mihitsy ve vao handraisana fepetra fepetra ny tsy fanarahan-dalàna eo amin’ny sehatry ny fifamoivoizana eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Sosialy.Mpamonjy voina ao Toamasina Tsy afa-miasa fa tsy misy solika

Tsy afa-manao ny asany araka ny tokony ho izy ny sampana mpamonjy voina na ny “Pompier” ao Toamasina amin’izao noho ny antony tsy miankina amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Sosialy.Ankizy tsy manana kopia ao Toamasina Mila jerena, hoy ny mpanakanto Nantenaina

Elaela no tsy nahenoana ny mpanakanto Nantenaina. Mitohy ny mozika, hoy izy, saingy izaho dia artista nisafidy ny ho balizin’ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
FTT