• Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.Asa Tagnamaron’ny mpitandro ny filaminana Voaloko ny kaomisarian’i Mahamasina, hodiovina ny sy kianjan’i Betongolo

Anio maraina no hifanome tanana eny Betongolo ireo miaramila zandary sy tafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.Zaza very tao Vavatenina Tafaverina rehefa nanaraka arabe

Ny 12 jona teo no nisy fitarainana zaza miisa roa very voarain’ny polisy tao Vavatenina. Araka ny fanazavanan’ny lehiben’ny kaomisarian’ny polisy nasionaly ao an-toerana, André Rakotoarison, dia efa tafaverina ao an-tokantranony ireo zaza ankehitriny rehefa nanaraka arabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Sosialy.Hala-jaza mateti-pitranga Mifono zava-miafina…

Zaza dimy na enina isan’andro no manjavona amin’ny filazana « ombay mitady » amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera, raha ny tatitra hita, araka ny loharanom-baovao iray (dépeche orange Madagascar) omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Sosialy.Fanomezan-dra Ireo 20 % nanao hatramin’izay ihany no mazoto

Tsy mety mitombo mihitsy hatreto ireo mpanome ra manerana ny Nosy. Ireo 20 % efa mpanome manerana ny Nosy ihany mantsy no manome ka tsy mety manana tahiry isika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Sosialy.Fetin’ny ray Maro ireo fanomezana azo hatolotra an’i Dada

Hankalazaina amin’ny alahady 16 jona 2019 ho avy izao ny fetin’ny ray amin’ity taona 2019 ity. Ho avy tsy ho ela ihany koa ny fetim-pirenena 26 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2019
Sosialy.CNaPS tany Vatomandry 43 indray no nofanina momba ny fiahiana ara-tsosialy

Miisa 43 ny mpampiasa sy mpiasa ao anatin’ny distrikan’i Vatomandry faritra Atsinanana nihaino sy nandray an-tsoratra ireo pitsopitsony momba ny lalàna mifehy ny asa.

Hamaky ny tohiny
FTT