• Alarobia 12 Jona 2019
Sosialy.Tontolon’ny zavakanto Nindaosin’ny fahafatesana i Donat Rasamimanana

Banga iray indray ireo mpanakanto eto amintsika. Nodimandry omaly maraina mantsy i Donat Rasamimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Sosialy.Coach Barea Nicolas Dupuis Namoaka ny lisitr’ireo hanao stage any Maroc

Teny amin’ny Futsal Andraharo, omaly talata 11 jona 2019 nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ny Barea sy Canal +, no namoahan’ny mpanazatra Nicolas Dupuis ny lisitry ny mpilalaon’ny Barea hanohy ny fanomanantena any Maroc.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Sosialy.“Rocade” Marais Masay-By Pass Matahotra hiala maina ireo ho rava trano

Fianakaviana marobe no tsy maintsy miala amin’ny toeram-ponenany noho ny fanatanterahana ilay lala-manitsy na ny “Nouvelle Rocade” miainga eny amin’ny Marais Masay mipaka any amin’ny By Pass.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Sosialy.Fampiasana angovo azo havaozina “Tokony hifanatona amin’ny manampahaizana ny mpitondra.”

Ampirisihana eto amin’ny firenena ankehitriny ny fampiasana angovo azo havaozina mba tsy hijaliana amin’ny resaka herinaratra intsony, indrindra, manoloana ny olana misy eo amin’ny orinasa Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Sosialy.Tsenan’ny sainam-pirenena Zara raha mahalafo ireo mpivarotra

Miasa maina avokoa hatreto ireo mpivarotra sainam-pirenena mandehandeha.

Hamaky ny tohiny
FTT