• Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.Todisoa Andriamampandry Nanolotra “mégaphone” 11 ho an’Antehiroka

Mbola kolontsaina eny Antehiroka ny antsoantso rehefa misy zava-mitranga na an-kafaliana na an-karatsiana, toy ny fahoriana saingy betsaka no malahelo tsy tratra antso, kanefa tena tia manao adidy ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.« Task Force » MIN FOP – CNaPS tany Fianarantsoa Nanentana ny mpampiasa sy mpiasa mba hanana fiahiana ara-tsosialy

Telovolana no nomena ny CNaPS sy ireo minisitera mpiahy mba hitondra fantenanana ny mpampiasa sy ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.Toeram-pilanonana lehibe eto Madagasikara Olana ho an’ny artista ny tsy fahampiany

Feno hipoka ny Plaza Ampefiloha ny zoma teo nandritry ny kaonseritry ny tarika Kiaka nitondra ny lohateny hoe « Soavaly metaly » ary nifaly havanja tanteraka ny mpakafy ny mozika rock.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.Olona mivalandrano etsy sy eroa Faritra maro no maimbo tsy azo iainana eto an-drenivohitra

Toetra zary lasa raiki-tapisaka ao anatin’ny olona, indrindra fa ny lehilahy amin’izao taon-jato efa mazava be izao ny mivalandrano etsy sy eroa, tsy tahotra tsy henatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.Fifanampian’ny GFEM sy ny AFHAM Vehivavy sembana maro no efa nahita asa

Fahombiazana sahady no azo tamin’ny fiaraha-miasan’ny GFEM (Groupement des Femmes Entrepreneurs de Madagascar) sy ny Association des femmes handicapées (AFHAM).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Sosialy.AIRTEL’Milay Manome tolotra mora ho an’ny mpanjifa rehetra

Efa tadifitra tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona isika eto Madagasikara ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT