• Alakamisy 13 Jona 2019
Sosialy.Ambasadaoron’i Inde Mampirisika ny Malagasy hanao Yoga

Ny 21 jona 2014 no daty voatendrin’ny firenena mikambana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny Yoga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2019
Sosialy.Anosibe-Antananarivo Manjaka ny havoretrana sy tsy fifanajana

Samy manao izay saim-pantany, ary toy ny tany tsy misy lalàna amina toerana maro eto an-drenivohitra, tahaka ny etsy Anosibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2019
Sosialy.MAZAVAL RUN andiany fahatelo Hotanterahina ny 15 jona ho avy izao

Hotanterahina amin’ny sabotsy 15 jona ho avy izao ilay hetsika Mazaval Run andiany fahatelo, karakarain’ny Okalou.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2019
Sosialy.Fifamezivezen’ny posy sy sarety Mila hentitra kokoa ny fanaraha-maso

Sarety nandika lalàna miisa 20 hatreto no fantatra fa nampidirina “fourrière” ho an’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Sosialy.CNaPS – FJKM Nitohy tany Mevatànana ny fiaraha-miasa

Tanjona iraisan’ny CNaPS sy ny FJKM ny hanomezana fiahiana ara-tsosialy ireo mpiasam-piangonana ao anatin’ny synodam-paritany Maevatànana :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Sosialy.Fakana an-keriny zaza tany an-tsekoly Nidoboka am-ponja ilay vehivavy

Nalefa eny Antanimora vonjimaika ny sabotsy teo rehefa avy niakatra fampanoavana ilay Ramatoa tratra niditra tao amina sekoly iray teny Ambohinambo Talatamaty ny zoma teo ka nanery ankizy mpianatra iray mba hanaraka azy.

Hamaky ny tohiny
FTT