- Alarobia 19 Jona 2019
Sosialy.Ady tany ao Mananara Avaratra Mivoaka tamin’ny fahanginany ny vahoaka
Tsy hangina intsony manoloana ny ady tany ao Mananara Avaratra ireo mponina, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana.
Hamaky ny tohinyTsy hangina intsony manoloana ny ady tany ao Mananara Avaratra ireo mponina, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana.
Hamaky ny tohinyNosy efatra eto amin`ny ranomasimbe indianina miaraka amin`i Madagasikara no miara-midinika sy mizara traikefa ny amin`ny lafiny herinaratra.
Hamaky ny tohinyTsy misy afa-tsy ny fahaiza-mifehy ny vola mivoaka mivezivezy ivelan’ny Banky na ny baingam-bola ankapobeny (Masse Monetaire) no ahafahana mifehy ny fidangam-bidim-piainana.
Hamaky ny tohinyMbola tena ambany ny tahan’ireo olona mazoto manome ra maimaimpoana eto amintsika.
Hamaky ny tohinyHo fanajana ny fifanarahana manokana teo amin'ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny CAF, momba ny fandefasana ilay lalao fifaninanana baolina kitra CAN 2019 hatao any Egypta,
Hamaky ny tohinyAhitana karazana kilalao mampidi-doza miparitaka eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona izao.
Hamaky ny tohiny