Sosialy

Olona manana fahasembanana Tsy jeren’ny fitondrana amin’izao loatra


  • Alatsinainy 08 Jolay 2019

Misedra olana ireo olona manana fahasembanana eto amintsika. Ankoatra ny tsy fampiharan’ny fitondram-panjakana ireo zo tokony hositrahan’izy ireny dia nanambara Radafinintsoa Josoa filohan’ny

 

 

vovonan’ny federasionan’ny olona manana fahasembanana eto Madagasikara fa tsy jeren’ny fitondrana mijoro amin’izao loatra koa ny momba azy ireo. Raha efa nisy mantsy teo aloha ny sampandraharaha na “direction” nandray an-tanana ireo olona manana fahasembanana teto amintsika dia nanjary naidina ho servisy indray izany. Voarakitra ao anatin’ny IEM, artikla faha-18 anefa, hoy Radafinintsoa Josoa ny fijerena akaiky sy fitsinjovana ireo olona manana fahasembanana. Nomarihiny manokana moa fa tena tsy afaka nandray anjara tamin’ny fifidianana nisesy notanterahian teto amin’ny firenena mihitsy ny ankamaroan’ireo olona manana fahasembanana na dia manana ny zony feno aza. Olana ny resaka lalana ho an’ireo manana fahasembanana ara-batana raha araka ny fanazavany, tsy fantatra ireo soratra amin’ny bileta tokana ho an’ireo jamba….

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT