• Alakamisy 20 Jona 2019
Sosialy.Ady tany eo amin’ny Malagasy sy mpanjanatany fahiny Mbola mampifanjevo ny ao Moramanga

Saika tanin’ny faritany ny ankamaroan’ny tany ao Moramanga, hoy ny depiote teo aloha voafidy tao an-toerana, Charles Andriamahefa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jona 2019
Sosialy.Jean Nirina HAFARI Hanampy amin’ny fiarovana ny zon’ny voafonja

Taorian’ny fidirany am-ponja in-telo miantoana dia tapa-kevitra ny filoha nasionalin’ny Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina fa hamindra amin’olon-kafa ny fitantanana ny resaka zon’olombelona eo anivon’ny fikambanana tarihiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Sosialy.Afera fanolanana sy vono olona 2 lahy maty notaritarihina eran’ny tanàna

Lehilahy mpivahiny miisa 2 matin’ny fitsaram-bahoaka tamin’ny endriny hafa mihitsy tany amin’ny kaominina Tanambao Dahoda any Sambava omaly talata 18 jona tokony ho tamin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Sosialy.“Dalle” tsy misarona Atahorana handratra olona

Saika ahitana asa fanamboaran-dalana avokoa manerana an’Antananarivo amin’izao, indrindra ireo tsy maintsy hanaovana fanitarana toy ny eny Anosibe, Antananarivo Atsimondrano...

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Sosialy.Fetin’ny 26 jona Hanomboka amin’ny zoma ny Podium

Poduim isan’andro no hitranga eto an-drenivohitra manomboka amin’ny zoma 21 jona ho avy izao. Araka ny tatitry ny komity misahana ny fankalazana ny fetim-pirenena eo anivon’ny fiadidian’ny Repoblika, efatra andro mialoha ny 26 jona dia efa hianoka ao anatin’ny asaramanitra ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Sosialy.Minisiteran’ny mponina Olona sahirana 1100 no nizarana fotsimbary

Nanomboka omaly talata 18 jona ny hetsika fizarana fanampiana ho an’ireo sahirana ara-pivelomana tanterahin’ny minisiteran’ny mponina, tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona.

Hamaky ny tohiny
FTT