- Alatsinainy 24 Jona 2019
Sosialy.Fidinan’ny vidin-tsolika Tsy mampiova ny saran-dalana hatreto
Efa nilaza ny mpitatitra sasany fa kely ny fidinan’ny vidin-tsolika, ka tsy ahafahana mampidina saran-dalana, izay midika fa tsy nisy fiantraikany aloha hatreto.
Hamaky ny tohiny
