Sosialy

Soalihy Moussa “Efa tena tsara ny ezaka nataon’ny Barea…”


  • Talata 09 Jolay 2019

Efa tena tsara ny ezaka ny nataon’ny ekipam-pirenena Barea, raha araka ny fanazavan’Atoa Soalihy Moussa omaly, sekretera jeneralin’ny “Cercle de reflexion musulmane”.

 

 

Tsy nijanona  ho lalao fotsiny mantsy iny raha ny nambarany fa tena nampiray ny Malagasy rehetra. Tsy nisy hoy izy ny fijerena loko politika na Kristianina na mozilomanina na ireo manaraka ny finoana ara-drazana fa samy nivavaka ho an’ny Barea avokoa ny rehetra ary samy faly tamin’ny fandreseny. Ny fanantenana hoy izy nanohy ny resany dia ho azontsika ny CAN saingy raha sanatria tsy tonga amin’izany dia efa tsara ny nataon’ny Barea. Ny tsirairay raha ny nambarany no tokony hahay hanamboatra fo sy saina hisorohana ny fahafatesana tampoka tahaka ireny. Mbola hitohy amin’ny alakamisy ho avy izao indray mantsy ny baolina hiarahantsika mientana amin’ny Barea.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT