- Zoma 28 Jona 2019
Sosialy.Task Force MIN FOP – CNaPS Nanao fanentanana tany Betroka
Manana anjara toerana eo amin’ny toekaren’ny faritra Atsimo i Betroka.
Hamaky ny tohinyManana anjara toerana eo amin’ny toekaren’ny faritra Atsimo i Betroka.
Hamaky ny tohinyToy ny fanaony isan-taona rehefa fetin’ny Asaramanitra tahaka izao dia nanatanteraka asa sosialy mahazatra azy indray ny fikambanana Tamia « TAnora MIAntsehatra » araka ny tarigetra napetrany tany am-pananganana ny fikambanana tamin’ny taona 2011,
Hamaky ny tohinyAnisan’ny fety tena manan-danja ho an’ny Malagasy ny 26 jona izay hankalazaintsika afaka rahampitso.
Hamaky ny tohinyHo fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona sy ho fanamarihana ny iray volan’ny ankizy dia nizarana arendrina sy vatomamy avokoa omaly ireo ankizy miisa 300 ao anatin’ny fokontany Manarintsoa sy Andavamamba.
Hamaky ny tohinyMitohy ny asa sosialy fanaon-dRtoa Ravao mpanotra etsy Sabotsy Namehana, efa nandritra ny 40 taona izao, rehefa ankatoky ny andro fety tahaka izao.
Hamaky ny tohinyNiaro ny tsenan’ny tantsaha Namontana, resaka Andrefan’Ambohijanahary ary ity farany ity momba ny kianjan’Anosizato.
Hamaky ny tohiny