• Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sosialy.Fokontany Andohatapenaka II Efa manomboka milamina ny fandriampahalemana

Efa manomboka milamina ny fandriampahalemana ao amin’ny fokontany Andohatapenaka II, amin’izao fotoana izao raha somary henjankenjana kely teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sosialy.Alasora Saika raikitra ny sakoroka noho ny delestazy

Raikitra indray ny delestazy tao Alasora ary saika niteraka korontana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Sosialy.“Autocollant” ho an’ny fiaran’ny mpanao gazety Hivoaka manomboka amin’ity herinandro ity

Hivoaka amin’ity herinandro ity raha araka ny vaovao azo avy amin’ny holafitry ny mpanao gazety ny autocollant natokana hapetaka amin’ny fiaran’ny mpanao gazety sy ny môtôny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Sosialy.Fikambanana VTTFM Hampianatra ny lalàn’ny ady tany

Maro amin’ireo mponina amin’iny distrikan’Ambohidratrimo iny no manana olana ara-tany, raha ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanana Vondron’ny tia tanindrazana ho an’ny fanorenana an’i Madagasikara na VTTFM, Arlette Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Sosialy.Rasoloniaina Miharisoa Hisahana ny zon’olombelona eo anivon’ny HAFARI

Tsy hisahana ny resaka zon’olombelona eo anivon’ny Hafari Malagasy intsony Rafanomezantsoa Jean Nirina filoha mpanorina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Sosialy.Kaominina Talatamaty Niavaka ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona

Toy ireo kaominina hafa manodidina dia nankalaza ny fetim-pirenena 26 jona tao anatin’ny hafaliana tanteraka ny kaominina Talatamaty. Niavaka ny hetsika raha oharina tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
FTT