- Talata 02 Jolay 2019
Sosialy.Fiahiana ara-tsosialin’ny CNaPS Azon’ny mpiasa atao tsara ny mijery ny kaontiny
Mahatratra 50 ny mpiasa efa mpikambana ao amin’ny CNaPS no tonga nianatra nijery ny kaontiny amin’ny «internet».
Hamaky ny tohinyMahatratra 50 ny mpiasa efa mpikambana ao amin’ny CNaPS no tonga nianatra nijery ny kaontiny amin’ny «internet».
Hamaky ny tohinyNotontosaina ny sabotsy teo indray ny didimpoitra faobe tao anivon’ny Boriborintany fahefatra, kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), anampiana ireo fianakaviana sahirana manana zazalahy kely hoforaina .
Hamaky ny tohinyVita ny fantsona rano fisotro madio ka vahoaka miisa 30 000 no hisitraka mivantana ny fahazoana izany ireo olona 40 000 isa manodidina, avy ao amin’ny distrikan’i Beloha Androy sy Tsihombe.
Hamaky ny tohinyMizara amin`ny sehatra valo samihafa eto Madagasikara ireo fahazoan-dalana navoakan`ny ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana (ONE).
Hamaky ny tohinyNanatanteraka hetsika roa ny CNaPS ny zoma 28 jona lasa teo, dia ny fitsidihina ireo mpiray tanindrazana niharam-boina nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena lasa teo sy ny fanatanterahana ny asa tagnamaro,
Hamaky ny tohinyFikambanam-behivavy miezaka manasoa ny mpiara-belona ny “Association Mère et enfant”, tarihin’ny filohany Soafara Ramahandry.
Hamaky ny tohiny