Sosialy

Hopitaly HJRA Olona roa voapoizin’ny toaka, avotra ihany


  • Talata 16 Jolay 2019

Tsy nisy olona toran’ny toaka nentina tao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha tamin’ny sabotsy alina lasa teo nandritra ny fitsenana ny ekipam-pirenena BAREA, hoy ny profesora Olivat na dia tena nifety aza ny vahoaka Malagasy.

 

 

 

 

Tsy nisy ihany koa ireo naratra noho ny fisiana ambulance nivezivezy eran’ny tanàna  nanomboka tamin’ny 10 ora alina ka hatramin’ny 01 ora maraina. Ireo olona nanararaotra nijery ny tosidràny no nisy, tranga nahafahan’ny tsirairay nifehy ny fihetseham-pony.  Na izany aza anefa dia lehilahy roa  no toran’ny toaka nentina nanatona  ny hopitaly HJRA  omaly maraina tokony ho tamin’ny 04 ora, tsy nisy nidiran’ny fahatongavan’ny BAREA.  Tsy mbola tara anefa ny fahatongavan’izy ireo  ka omaly maraina ihany dia efa nalefa nody izy roalahy  rehefa nahazo ny fitsaboana sahaza azy avy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT