• Alakamisy 04 Jolay 2019
Sosialy.Mitoka-monina i Midongy Atsimo 200 Ariary ny kilaon’ny vary, 250 Ar ny tsaramaso

Rariny raha ambany ny vidim-bokatra any amin’ny distrika Midongy Atsimo faritra Atsimo Atsinanana satria tena mitoka-monina io faritra io araka ny nambaran’ny solombavambahoaka vaovao tsy miankina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Sosialy.Anosizato Atsinanana Efitrano 4 may kila noho ny ankoson’aratra

Nitrangana hain-trano goavana tetsy Anosizato Atsinanana, ampitan’ny fahitalavitra Record omaly tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Sosialy.Taham-pahafatesan’ny zaza latsaky ny 5 taona Ny faritra Atsimo Atsinanana no tena ambony

Raha zaza arivo no teraka dia 59 amin’ireo no maty mialoha ny fahadimy taonany, 21 maty eo am-piterahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Sosialy.CNaPS – Minisiteran’ny asa tany Mananjary Zon’ny Malagasy ny manana asa mendrika

Ny atao hoe “asa mendrika” dia fananana fiahiana ara-tsosialy sy fiahiana ara-pahasalamana ary miasa lavitry ny loza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Sosialy.Fikambanana SoloKely Hisahana ny sosialim-bahoaka eny Ambohidratrimo

Ny sabotsy 29 jona 2019 teo no nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny SLK Mandriambero ny fitsanganan’ny fikambanana FSK “Fikambanana SoloKely”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Sosialy.Carnaval MOTOCAN 2019 Hanohana ny BAREA ireo « 2 roues »

Hiray hina, hanohana ny Barea, izay ekipa Malagasy miatrika ny lalao baolina kitra mandritra ny CAN, ireo mpankafy “2 roues” na “moto” eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT