- Zoma 05 Jolay 2019
Sosialy.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Hanampy an’i Madagasikara ny BAD
Nijery ifotony ny fanatsarana ara-potodrafitrasa teny amin’ny fokontany Tsaramasay, Ankorondrano Andrefana, Ankorondrano Andranomahery ny filoham-pirenena mivady, niaraka tamin’ny filohan’ny vondron’ny BAD (Banky Afrikanina ho an’ny Fampandrosoana), Atoa Akinwumi Adesina omaly alakamisy 4 jolay 2019.
Hamaky ny tohiny
