Sosialy

Vidin’ny vary Tsipala Niakatra 50 Ariary ny kapoaka


  • Alatsinainy 22 Jolay 2019

Manomboka miakatra indray ny vidim-bary eny an-tsena raha toa ka marin-toerana izany nandritra ny herinandro maromaro.

 

 Ahitana fiakarana 50 Ariary ny kapoakan’ny vary tsipala amin’izao fotoana izao. Lasa 450 Ariary ny kapoka raha toa ka 400 Ariary izany. Raha 68000 Ariary ny fakan’ny mpivarotra ny gonin’ny vary tsipala taloha dia niakatra 72500 Ariary izany. Mety hiakatra ihany koa ny vidin’ireo  vary vokarina eto an-toerana noho ny tsy fahampian’ny tahirim-bary misy eny amin’ny tantsaha satria efa mampirina avokoa ny ankamaroany amin’izao fotoana izao hiatrehana ny maitso ahitra. Na izany aza dia tsy niova aloha hatreto ny vidin’ny makalioka sy vary gasy.

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT